CEPE 2018-MADAGASIKARA


Aug. 13, 2018, 11:56 a.m.

Ny isan'ireo kandidà voasoratra anarana ho an&=#39;ny fanadinana CEPE ny 14 aogositra 2018 dia 551.655. Izy ireo dia hizar=a amin'ny efitrano 13.638 amin'ny ivon-toeram-panadinana miisa 1 83=3 eto Madagasikara. Amin'ireo kandidà voasoratra anarana ireo di=a miisa 17 no manana olana ara-pahitana ary 19 manana olana eo amin'ny =fandrenesana sy fitenenana na moana marenina izay handray anjara amin'n=y fanadinana amin'ireo faritany dimy eto Madagasikara, ankoatra ny Maha=janga.

Limongo





→ Tatitra mitovy sokajy

Tatitra.com - Tsy mitanila !
Isa ny Amontana
Contact | Admin